FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Asa rainy foana izy, ka tsy niala tamin’izany, fa nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah.+ Mbola nisy ihany anefa ny toerana avo. Mbola nanao sorona ihany ny olona, sady nanolotra setroka ho sorona teny amin’ny toerana avo.+

  • 2 Mpanjaka 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara