FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa eo amin’ny toerana hofidin’i Jehovah any amin’ny iray amin’ny foko eo aminao, no hanoloranao ny fanatitra dorana, ary eo no hanaovanao izay rehetra andidiako anao.+

  • 1 Mpanjaka 14:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nanao toerana avo+ ho an’ny tenany koa izy ireo, ary nanao tsangambato masina+ sy tsato-kazo masina,+ teny amin’ny havoana+ avo rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka+ rehetra.

  • 1 Mpanjaka 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fa tsy mba nesoriny+ kosa ireo toerana avo.+ Na izany aza, dia nifikitra tanteraka tamin’i Jehovah ny fon’i Asa, nandritra ny androm-piainany.+

  • 2 Mpanjaka 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.

  • 2 Mpanjaka 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.+

  • 2 Mpanjaka 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mbola tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nanolotra setroka ho sorona teny ihany ny olona.+

  • 2 Mpanjaka 18:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Raha hoy kosa ianareo hoe: ‘I Jehovah+ Andriamanitray no itokisanay!’+ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara eto Jerosalema ity no hiankohofanareo’?”’+

  • 2 Tantara 20:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Mbola nisy ihany anefa ny toerana avo.+ Ary mbola tsy nanomana ny fony hitady an’ilay Andriamanitry ny razany+ ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara