FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny fanaon’ny ratsy fanahy dia maharikoriko an’i Jehovah,+ fa tiany kosa izay mikatsaka ny fahamarinana.+

  • Ohabolana 21:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Zava-maharikoriko ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ mainka moa raha olona manana fitondran-tena baranahiny no manatitra izany.+

  • Ezekiela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anti-panahy fitopolo+ anisan’ny taranak’Israely no nijoro teo anoloan’ireny, ary niara-nijoro tamin’izy ireo teo i Jazania zanak’i Safana.+ Samy nitondra ny fitaovany fandoroana emboka manitra izy ireo, ary niakatra ny hanitr’ilay emboka manitra nodorana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara