FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.+ Koa aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana+ ny volomasonareo,* rehefa misy maty.

  • Isaia 3:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Fofona maimbo no ho solon’ny hanitry ny menaka balsama,+ tady no ho solon’ny fehikibo, loha sola+ no ho solon’ny volo niangaliana fatratra, sikina lamba gony+ no ho solon’ny akanjo lafo vidy, ary tomboka amin’ny vy mahamay+ no ho solon’ny hatsaran-tarehy.

  • Jeremia 48:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa nosolaina ny lohan’izy rehetra,+ ary noharatana daholo ny volombavany.+ Nodidididiana ny tanan’izy rehetra+ ary lamba gony no eny amin’ny andilany!’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara