Jeremia 48:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “‘Ho fongana tsy ho firenena intsony+ i Moaba, noho izy nirehareha nanohitra an’i Jehovah.+ Ezekiela 35:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nirehareha be ianareo nanao teny nanohitra ahy,+ sady be vava ho fanoherana ahy.+ Henoko daholo ireny!’+
13 Nirehareha be ianareo nanao teny nanohitra ahy,+ sady be vava ho fanoherana ahy.+ Henoko daholo ireny!’+