32 “‘Mbola mihoatra noho ny nitomaniana an’i Jazera+ no hitomaniako anao, ry voalobok’i Sibma+ ô! Tonga hatrany ampitan’ny ranomasina ny sampanao midoroboka. Tonga hatrany an-dranomasina izany, eny, hatrany Jazera.+ Naripaky ny mpandroba ny voankazo masaka fahavaratra+ sy ny voaloboka notazanao.+