FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 sy Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Ary nampitondrain’izy ireo ny anarany ireo tanàna naoriny.

  • Josoa 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 sy Kiriataima+ sy Sibma+ sy Zareta-sahara eo amin’ny tendrombohitra izay eo amin’ny lemaka iva,

  • Isaia 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 satria malazo ny voly eny amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Hesbona.+ Nokapohin’ny tompon’ireo firenena ny voalobok’i Sibma,+ dia ireo sampany feno voaloboka mena midorehitra, izay tonga hatrany Jazera,+ sy nirenireny tany an-tany efitra. Navela hirobona anefa ny tsimok’izy ireo, ka tonga hatrany amin’ny ranomasina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara