26 Na izy ireo na ny manodidina ny havoanako dia hataoko loharanom-pitahiana.+ Ary hataoko mirotsaka ara-potoana ny orana. Ho ranonoram-pitahiana izany.+
14 Amin’izay mantsy ilay fitahiana an’i Abrahama dia ho tonga amin’ny hafa firenena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy,+ mba hahazoantsika ny fanahy nampanantenaina.+ Ary noho ny finoantsika+ no ahazoantsika izany.