5 Fa hampiharina amin’ilay lohasahan’ny fahitana ny andron’ny fisahotahana+ sy ny fanitsakitsahana+ ary ny fahaverezan-kevitra.+ I Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony, no hampihatra izany. Hisy koa ny mpandrava manda+ sy ny antsoantso mankany an-tendrombohitra.+