FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 hataoko ampamoaka koa ianareo,+ araka ny vokatry ny nataonareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Handrehitra afo handoroana ny alany aho,+ ka ho levon’ny afo ny zava-drehetra manodidina azy.’”+

  • Fitomaniana 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+

      Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+

  • Amosa 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia handefasako afo+ ny taranak’i Hazaela,+ ary handevona ny tilikambo fonenan’i Beni-hadada izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara