Joba 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manjary ataon’ny olona ho fihomehezana aho,+Ary miantso an’Andriamanitra mba hamaly ahy.+Atao ho fihomehezana ny olo-marina tsy manan-tsiny. Salamo 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe: Jeremia 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+ Fitomaniana 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanjary nanao ahy ho fihomehezana+ ireo rehetra nanohitra ahy, sady nanao ahy ho ambentin-kira nandritra ny andro manontolo.+ Asan’ny Apostoly 17:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Nony nandre ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo dia naneso,+ fa ny sasany kosa nanao hoe: “Amin’ny manaraka izahay mbola hihaino anao ny amin’izany.”
4 Manjary ataon’ny olona ho fihomehezana aho,+Ary miantso an’Andriamanitra mba hamaly ahy.+Atao ho fihomehezana ny olo-marina tsy manan-tsiny.
10 Lozako,+ ry Neny, ny niterahanao ahy, fa iadian’ny olona sy ilan-dry zareo ady foana aho manerana an’ity tany ity.+ Tsy mba nampisambo-bola azy ireo aho, ary tsy nampisambo-bola ahy izy ireo, nefa manozona ahy izy rehetra.+
14 Nanjary nanao ahy ho fihomehezana+ ireo rehetra nanohitra ahy, sady nanao ahy ho ambentin-kira nandritra ny andro manontolo.+
32 Nony nandre ny amin’ny fitsanganana amin’ny maty ireo dia naneso,+ fa ny sasany kosa nanao hoe: “Amin’ny manaraka izahay mbola hihaino anao ny amin’izany.”