Joba 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahoana no ataony mahita masoandro ny olona azom-pahoriana,Ary omeny fiainana ny olona ory dia ory?+ Joba 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavy+Dia fohy andro iainana+ sady mitebiteby lava.+
20 Nahoana no ataony mahita masoandro ny olona azom-pahoriana,Ary omeny fiainana ny olona ory dia ory?+