3 Izao no nolazain’i Jehovah: “Manaova ny rariny sy ny hitsiny, ka afaho eo an-tanan’izay nanambaka azy ilay nambakaina. Aza mampijaly ny mpivahiny na ny kamboty ray na ny mpitondratena,+ ary aza misetrasetra aminy.+ Aza mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eto amin’ity toerana ity.+
9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mitsarà araka ny rariny sy ny hitsiny.+ Aoka ianareo hifaneho hatsaram-panahy feno fitiavana,+ sy hifaneho famindram-po.+