FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 29:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Lasa nanompo andriamani-kafa izy ireo, sady niankohoka teo anatrehan’ireny, izay andriamanitra tsy fantany sady tsy navelan’Andriamanitra hotompoiny.+

  • Deoteronomia 31:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa hoentiko any amin’ilay tany nianianako tamin’ny razany+ izy ireo, dia ilay tany tondra-dronono sy tantely.+ Ary hihinana izy ireo+ ka ho voky sy hihamatavy,+ dia hanaraka andriamani-kafa+ sy hanompo an’ireny ka haniratsira ahy ary hivadika amin’ny fifanekena nataoko.+

  • 2 Mpanjaka 22:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nahafoy ahy mantsy izy ireo ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany rehetra.+ Ary nirehitra tamin’ity toerana ity ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’”’+

  • 2 Tantara 34:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nahafoy ahy mantsy izy ireo+ ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra+ ahy amin’izay rehetra nataon’ny tanany,+ sy mba hahatonga ny fahatezerako hirehitra+ amin’ity toerana ity, ary tsy hovonoina izany fahatezerako mirehitra izany.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara