2 Mpanjaka 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+ 2 Mpanjaka 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary tsy nisy mpanjaka tahaka azy talohany, izay niverina+ tamin’i Jehovah tamin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo+ ary ny heriny manontolo, araka ny lalàn’i Mosesy rehetra. Ary tsy nisy tahaka azy intsony koa taoriany. 2 Tantara 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+ Ohabolana 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tian’i Jehovah mihoatra noho ny sorona ny fanaovana ny marina sy ny rariny.+ Ohabolana 31:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao hisoka-bava, ka hitsara araka ny rariny ary hiady ho an’ny ory sy ny mahantra.+
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+
25 Ary tsy nisy mpanjaka tahaka azy talohany, izay niverina+ tamin’i Jehovah tamin’ny fony manontolo sy ny tenany manontolo+ ary ny heriny manontolo, araka ny lalàn’i Mosesy rehetra. Ary tsy nisy tahaka azy intsony koa taoriany.
2 Ary nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy,+ sady nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny.+ Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny didin’Andriamanitra izy.+