2 Mpanjaka 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+
34 Ary nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima+ zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta, ary maty tany.+