FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary ny tany mahavokatra ho tanin-tsira,+

      Noho ny faharatsian’ny mponina eo.

  • Jeremia 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hidradradradra sy hitomany+ eny an-tendrombohitra aho, ary hanao hira fisaonana eny an-kijana any an-tany efitra, fa hodorana ireny+ ka tsy hisy handalo intsony eny, sady tsy handrenesana feom-biby fiompy intsony.+ Nandositra ny voro-manidina sy ny bibidia ka efa lasa daholo.+

  • Jeremia 12:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,+ ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+ Ripaka ny bibidia sy ny voro-manidina+ noho ny faharatsian’ny mponina ao. Hoy mantsy izy ireo: “Tsy mahalala ny hoavinay izy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara