Jeremia 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanjary feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.+ Misaona koa ilay tany vokatry ny ozona.+ Maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy fitondran-tena ny vahoaka ary tsy mety ny fomba nampiasany ny heriny.
10 Nanjary feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.+ Misaona koa ilay tany vokatry ny ozona.+ Maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy fitondran-tena ny vahoaka ary tsy mety ny fomba nampiasany ny heriny.