Jeremia 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,+ ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+ Ripaka ny bibidia sy ny voro-manidina+ noho ny faharatsian’ny mponina ao. Hoy mantsy izy ireo: “Tsy mahalala ny hoavinay izy.” Jeremia 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanjary feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.+ Misaona koa ilay tany vokatry ny ozona.+ Maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy fitondran-tena ny vahoaka ary tsy mety ny fomba nampiasany ny heriny.
4 Mandra-pahoviana ity tany ity no ho karakaina,+ ary mandra-pahoviana ny zavamaniry eny an-tsaha no ho maina?+ Ripaka ny bibidia sy ny voro-manidina+ noho ny faharatsian’ny mponina ao. Hoy mantsy izy ireo: “Tsy mahalala ny hoavinay izy.”
10 Nanjary feno mpanitsakitsa-bady+ mantsy ilay tany.+ Misaona koa ilay tany vokatry ny ozona.+ Maina ny kijana any an-tany efitra.+ Ratsy fitondran-tena ny vahoaka ary tsy mety ny fomba nampiasany ny heriny.