Jeremia 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Mba anontanio, azafady, ny olona eo amin’ireo firenena hoe: Iza no efa nandre zavatra toy izany? Efa tafahoatra loatra ny zava-mahatsiravina nataon’ny Israely virjiny.+
13 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Mba anontanio, azafady, ny olona eo amin’ireo firenena hoe: Iza no efa nandre zavatra toy izany? Efa tafahoatra loatra ny zava-mahatsiravina nataon’ny Israely virjiny.+