Eksodosy 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia namaly indray niredona ny olona rehetra hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+ Ary nentin’i Mosesy avy hatrany tany amin’i Jehovah ny tenin’ny vahoaka.+ 1 Tantara 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ireo no mpihira,+ izay samy lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Tao amin’ny efitra fisakafoana+ izy ireo. Tsy nomena andraikitra hafa izy,+ satria andraikiny ny nanao ny asany andro aman’alina.+
8 Dia namaly indray niredona ny olona rehetra hoe: “Vonona hanao izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+ Ary nentin’i Mosesy avy hatrany tany amin’i Jehovah ny tenin’ny vahoaka.+
33 Ireo no mpihira,+ izay samy lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Tao amin’ny efitra fisakafoana+ izy ireo. Tsy nomena andraikitra hafa izy,+ satria andraikiny ny nanao ny asany andro aman’alina.+