7 Farany, dia noraisiny ny bokin’ny fifanekena+ ka novakiny teo anatrehan’ny vahoaka.+ Dia hoy ireo: “Vonona hanao sy hankatò izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
17 Ianao no nahatonga an’i Jehovah hiteny androany hoe ho Andriamanitrao izy, raha mandeha amin’ny lalany ianao ka mitandrina ny fitsipiny+ sy ny didiny+ ary ny didim-pitsarany,+ sady mihaino ny feony.+