15 Ary namerimberina nandefa iraka nitondra fampitandremana ho azy ireo i Jehovah Andriamanitry ny razany,+ satria nangoraka ny vahoakany+ sy ny fonenany+ izy.
10 Ho sahala amin’io fehikibo tsy azo atao na inona na inona io koa ity vahoaka ratsy toetra ity, izay mandà tsy hankatò ny teniko,+ sy mandeha araka ny ditran’ny fony,+ ary manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny sy hiankohoka eo anatrehany.’+