FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+

  • Jeremia 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nohenoin’izy ireo mantsy ny teniko izay nampitondraiko an’ireo mpaminany mpanompoko’, hoy i Jehovah. ‘Nifoha maraina mihitsy aho mba haniraka azy ireny.’+

      “‘Tsy nihaino anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 44:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho ka naniraka an’ireny+ hiteny hoe: “Aza dia manao an’izao zava-maharikoriko halako izao re ianareo e!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara