48Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Nidiran-doza i Nebo+ fa voaroba! Menatra sy azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mihorohoro ilay tendrombohitra fandosirana.+
8 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho i Moaba+ sy Seira+ niteny hoe: “Hay sahala amin’ny firenen-drehetra ihany ny taranak’i Joda!”,+
2“Izao no nolazain’i Jehovah: ‘“Noho ny nikomian’i Moaba+ intelo, eny, inefatra aza, dia tsy hotsoahako ny didim-pitsarako, satria izy nandoro ny taolan’ny mpanjakan’i Edoma mba hahazoana sokay.+