Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava. Isaia 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hita fa reraka teny amin’ny toerana avo i Moaba.+ Tonga hivavaka teny amin’ny toerany masina izy,+ saingy tsy nahavita na inona na inona.+
2 Niakatra hitomany tany amin’ny tempoly sy tany Dibona+ izy, eny, nankany amin’ny toerana avo. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina+ daholo ny lohan’ny olona ao, ary noharatana daholo ny volombava.
12 Hita fa reraka teny amin’ny toerana avo i Moaba.+ Tonga hivavaka teny amin’ny toerany masina izy,+ saingy tsy nahavita na inona na inona.+