1 Mpanjaka 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nanao kalesy+ varahina folo izy: Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, ary efatra hakiho koa ny sakany, ary telo hakiho ny haavony. 2 Mpanjaka 25:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Efa tsy hay lazaina intsony ny lanjan’ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy ilay ranomasina ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.+ 2 Tantara 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 ny kalesy+ folo sy ny koveta+ folo teo amboniny; Jeremia 52:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina+ varahina izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina rehetra tamin’ireny.+
27 Ary nanao kalesy+ varahina folo izy: Efatra hakiho ny lavan’ny kalesy tsirairay, ary efatra hakiho koa ny sakany, ary telo hakiho ny haavony.
16 Efa tsy hay lazaina intsony ny lanjan’ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy ilay ranomasina ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.+
17 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina+ varahina izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina rehetra tamin’ireny.+