FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+

  • 2 Mpanjaka 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Efa tsy hay lazaina intsony ny lanjan’ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra, izany hoe tamin’ny andry roa sy ilay ranomasina ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona ho an’ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izy no nanao ny andry roa+ sy ny loha andry boribory+ izay teo an-tampon’ny andry roa, sy ny harato+ roa nandrakotra ny loha andry boribory roa izay teo an-tampon’ireo andry;

  • Jeremia 27:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Izao mantsy no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika momba ireo andry+ sy ny ranomasina+ sy ny kalesy+ ary ny fitaovana sisa tavela ato amin’ity tanàna ity,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara