2 Mpanjaka 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina varahina+ izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina tamin’ireny.+
13 Nopotipotehin’ny Kaldeanina ireo andry+ varahina teo amin’ny tranon’i Jehovah sy ireo kalesy+ ary ny ranomasina varahina+ izay tao an-tranon’i Jehovah, ka nentin’izy ireo tany Babylona ny varahina tamin’ireny.+