2 Mpanjaka 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zebida, zanak’i Pedaia avy any Romaha. 2 Mpanjaka 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.
36 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ny anaran-dreniny dia Zebida, zanak’i Pedaia avy any Romaha.
6 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Joiakima,+ ary i Joiakina zanany no nanjaka nandimby azy.