FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ny zanakalahin’i Josia dia i Johanana no lahimatoa, Joiakima+ no faharoa, Zedekia+ no fahatelo, ary Saloma no fahefatra.

  • Jeremia 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mbola tonga taminy foana izany tamin’ny andron’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, mandra-pahatapitry ny taona fahiraika ambin’ny folo nanjakan’i Zedekia+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, eny, mandra-panaovana sesitany ny mponin’i Jerosalema, tamin’ny volana fahadimy.+

  • Jeremia 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Halevina toy ny fandevina ampondra izy,+ ka hotaritaritina sy hatsipy any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara