FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hovonoina ho faty+ izany mpaminany+ na mpanonofy izany, satria efa nitaona anareo hikomy tamin’i Jehovah Andriamanitrareo izay nitondra anareo nivoaka avy tany Ejipta, sy nanavotra anareo avy tany amin’ny trano fanandevozana. Eny, nitaona anareo hikomy izy, mba hampiala anareo amin’ny lalana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo haleha.+ Esory tsy ho eo aminareo ny ratsy.+

  • Jeremia 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 dia izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hitodika manokana amin’i Semaia+ avy any Nehelama sy amin’ny taranany aho.’+

      “‘“‘Tsy hisy amin’ny taranany honina eto amin’ity firenena ity,+ ary tsy hahita ny zava-tsoa hataoko ho an’ny oloko izy’,+ hoy i Jehovah, ‘satria fikomiana an-kitsirano tamin’i Jehovah no nambarany.’”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara