FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Aza miankohoka eo anatrehan’ireny, na manaiky ho voatarika hanompo azy,+ fa izaho Jehovah Andriamanitrao dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana ahy irery ihany.+ Koa raha misy raim-pianakaviana mankahala ahy, dia hosaziko noho ny fahadisoany ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.+

  • Eksodosy 34:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 mitahiry hatsaram-panahy feno fitiavana ho an’ny taranaka an’arivony,+ mamela fahadisoana sy heloka ary fahotana,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.”+

  • Jeremia 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ho lasa babo+ ianao sy izay rehetra mipetraka ao an-tranonao, ry Pasora. Ho any Babylona ianao, ka any ianao no ho faty sy halevina miaraka amin’ireo rehetra tia anao,+ noho ianao naminany lainga+ tamin’izy ireo.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara