Levitikosy 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+ 1 Mpanjaka 8:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ ka miverina+ aminao sy mitalaho+ famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy,+ ka manao hoe: ‘Efa nanota+ sy diso+ izahay ary nanao ratsy’,+ Matio 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mangataha foana,+ dia homena ianareo. Mitadiava foana, dia hahita ianareo. Dondòny foana,+ dia hovohana ianareo.
40 Hiaiky ny fahadisoany+ sy ny fahadisoan’ny razany izy ireo, ary hiaiky fa tsy mendri-pitokisana teo anatrehako sady nanohitra ahy.+
47 ary tonga saina izy any amin’ny tany nitondrana azy ho babo,+ ka miverina+ aminao sy mitalaho+ famindram-po aminao any amin’ny tanin’ny mpamabo azy,+ ka manao hoe: ‘Efa nanota+ sy diso+ izahay ary nanao ratsy’,+
7 “Mangataha foana,+ dia homena ianareo. Mitadiava foana, dia hahita ianareo. Dondòny foana,+ dia hovohana ianareo.