2 Tantara 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay. Jeremia 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah. Asan’ny Apostoly 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa satria nahazo izany baiko izany ilay mpiambina, dia nanao azy roa lahy tany amin’ny fonja+ anatiny ka nangeja ny tongony tao amin’ny boloky hazo.+
10 Tezitra sady nisafoaka tamin’ilay mpahita anefa i Asa noho izany teniny izany,+ ka nampidiriny tao am-ponja izy sady nasiany boloky hazo ny tongony.+ Ary nanomboka nampahory+ olon-kafa teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay fotoana izay.
2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy+ ary nangeja azy tamin’ny boloky hazo,+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah.
24 Koa satria nahazo izany baiko izany ilay mpiambina, dia nanao azy roa lahy tany amin’ny fonja+ anatiny ka nangeja ny tongony tao amin’ny boloky hazo.+