26 ‘Efa notendren’i Jehovah ho mpisorona hisolo an’i Joiada mpisorona ianao, mba ho mpiandraikitra ambony ao an-tranon’i Jehovah,+ ka hisambotra an’izay olona toy ny adala+ sy manao hoatran’ny mpaminany, ary hangeja azy amin’ny boloky hazo sy ny gadra hazo.+