FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ho very hevitra ny olona.+ Ho tratran’ny fanintona izy ireo sady hanaintaina toy ny mihetsi-jaza, eny, hanaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+ Hifampijery izy ireo sady ho gagagaga, ary hivaloarika ny tarehiny.+

  • Jeremia 4:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fa feo toy ny feom-behivavy marary no reko, toy ny fitarainan’ny vehivavy miteraka ny voalohan-janany,+ dia ny feon’i Ziona zanakavavy misefosefo. Mamelatra ny tanany+ izy, ka manao hoe: “Idiran-doza aho ity, fa reraka aho noho ny ataon’ny mpamono olona!”+

  • Jeremia 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa renay ny momba azy, ka miraviravy tanana izahay.+ Azom-pahoriana izahay ary manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka.+

  • Mika 4:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Nahoana ianao no tsy mitsahatra miantsoantso mafy?+ Fa angaha tsy misy mpanjaka ao aminao, sa efa maty ny mpanolo-tsaina anao, no dia manaintaina toy ny vehivavy efa hiteraka ianao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara