6 Ary hoforan’i Jehovah Andriamanitrao ny fonao+ sy ny fon’ny taranakao,+ mba hitiavanao an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo, ka ho velona ianao.+
29 Fa ny ao anaty no maha Jiosy azy,+ ary voafora fo+ izy ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny fehezan-dalàna an-tsoratra.+ Koa tsy avy amin’ny olona, fa avy amin’Andriamanitra, ny fiderana+ izany olona izany.+
22 Koa andosiro ny faniriana mpitranga eo amin’ny tanora,+ fa miezaha kosa hikatsaka ny fahamarinana,+ ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana,+ miaraka amin’ireo miantso ny Tompo amin’ny fo madio.+