Josoa 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Anatota+ sy ny kijanany, ary Almona+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra. Jeremia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jeremia+ zanak’i Hilkia, anisan’ny mpisorona tao Anatota,+ tany amin’ny tanin’i Benjamina.+
1 Ny tenin’i Jeremia+ zanak’i Hilkia, anisan’ny mpisorona tao Anatota,+ tany amin’ny tanin’i Benjamina.+