Jeremia 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Ho avy atỳ aminao i Hanamela zanak’i Saloma rahalahin-drainao, hiteny hoe: “Vidio ho anao ilay sahako ao Anatota,+ satria ianao no manan-jo hanavotra sy hividy azy.”’”+
7 ‘Ho avy atỳ aminao i Hanamela zanak’i Saloma rahalahin-drainao, hiteny hoe: “Vidio ho anao ilay sahako ao Anatota,+ satria ianao no manan-jo hanavotra sy hividy azy.”’”+