FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary homeko fo mahalala ahy izy ireo+ mba hahafantarany hoe izaho no Jehovah. Dia ho oloko izy ireo+ ary izaho ho Andriamaniny, satria hiverina amiko amin’ny fony manontolo izy ireo.+

  • Jeremia 31:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Fa izao no fifanekena+ hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany”,+ hoy i Jehovah: “Hataoko ao anatin’izy ireo ny lalàko,+ sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho oloko.”+

  • Mika 4:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny firenena rehetra samy handeha amin’ny anaran’ny andriamaniny avy,+ fa isika kosa handeha amin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara