Salamo 73:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 73 Tsara fanahy amin’ny Israely tokoa Andriamanitra, eny, tsara fanahy amin’ny madio fo.+ Salamo 125:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Jehovah ô, manaova soa amin’ny olona tsara+Sy amin’ny mahitsy fo.+ Ezekiela 39:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Koa tsy hanafina ny tavako amin’izy ireo intsony aho,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
29 Koa tsy hanafina ny tavako amin’izy ireo intsony aho,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”