FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa ny Israely kosa hovonjena noho izy tafaray amin’i Jehovah,+ eny, hahazo famonjena mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Tsy ho menatra+ ianareo na ho afa-baraka,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.

  • Isaia 54:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao anatin’ny fahatezerana lehibe no nanafenako vetivety ny tavako taminao,+ fa amin’ny hatsaram-panahy feno fitiavana maharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra kosa no hamindrako fo aminao”,+ hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao.

  • Jeremia 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hataoko izay hahitanareo ahy’,+ hoy i Jehovah, ‘ka hangoniko daholo izay babo eo aminareo ary hovoriko avy any amin’ny firenena rehetra sy ny toerana rehetra nanaparitahako anareo ianareo’,+ hoy i Jehovah. ‘Dia haveriko any amin’ilay toerana nialanareo ianareo, na dia nalefako sesitany aza.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara