18 dia i Jerosalema, sy ireo tanànan’i Joda sy ny mpanjakany ary ny andrianany, mba ho rava tanteraka ireo ka higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona ary ho fanozonana, toy ny amin’izao andro izao;+
6 Tsy nohenoinay ny mpaminany mpanomponao,+ nefa tamin’ny anaranao no nitenenany tamin’ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny razanay ary ny vahoaka manontolo.+