29 Raha mba miezaka hanana fo matahotra ahy+ sy mitandrina foana ny didiko+ rehetra mantsy izy ireo, dia hahita soa izy sy ny taranany, mandritra ny fotoana tsy voafetra!+
3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Ahitsio ny lalanareo sy ny fanaonareo, dia hataoko monina eto amin’ity toerana ity foana ianareo.+
12 “Iza no hendry ka mahazo ny hevitr’izao? Ary iza no niresahan’i Jehovah ka ho afaka hilaza izany?+ Fa nahoana no horavana ilay tany, ary hodorana tahaka ny tany efitra ka tsy hisy mpandalo?”+