Jeremia 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany Ejipta ka hatramin’izao.+ Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho isan’andro ka naniraka an’ireny.+ Jeremia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+
25 hatramin’ny andro nivoahan’ny razanareo avy tany Ejipta ka hatramin’izao.+ Nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra. Nifoha maraina aho isan’andro ka naniraka an’ireny.+
4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+