19 Koa izao no nolazain’i Jehovah: “Raha hiverina amiko ianao, dia hataoko izay hiverenanao amiko,+ ka hitsangana eto anatrehako ianao.+ Ary ho mpitondra teniko ianao, raha mamoaka zava-tsarobidy avy amin’izay tsy misy dikany. Hiverina aminao ny vahoaka, fa ianao kosa tsy hiverina aminy.”