FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 55:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+

  • Jeremia 18:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena,+ dia hanenenako ny loza noeritreretiko hamelezana azy.+

  • Ezekiela 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lazao aminy hoe: ‘“Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, “dia tsy sitrako ny hahafatesan’ny ratsy fanahy,+ fa ny hialany amin’ny lalan-dratsiny+ mba ho velona izy.+ Mialà, mialà amin’ny lalan-dratsinareo,+ fa nahoana ianareo no ho faty, ry taranak’Israely?”’+

  • Jona 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary aoka samy hitafy lamba gony na ny olona na ny biby fiompy. Dia aoka izy ireo hiantso mafy an’Andriamanitra ka samy hiala amin’ny lalan-dratsiny+ sady tsy hanao herisetra intsony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara