FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ‘Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Ataoko mifotitra aminareo ihany ny fitaovam-piadiana eny an-tananareo sy iadianareo amin’ny mpanjakan’i Babylona+ sy ny Kaldeanina,+ izay manao fahirano anareo eny ivelan’ny manda. Hangoniko eo afovoan’ity tanàna ity ireny.+

  • Jeremia 32:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hatolotro eo an-tanan’ny Kaldeanina sy eo an-tanan’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity, ka ho azony.+

  • Jeremia 34:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda+ sy ny andrianany dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy eo an-tanan’ireo mifofo ny ainy ary eo am-pelatanan’ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara