FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Koa ho latsaka an-katerena ianao sady ho tra-pahoriana, noho ny fangejan’ny fahavalonao anao, ka hohaninao ny aloaky ny kibonao, dia ny nofon’ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.

  • 2 Mpanjaka 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary mafy ny mosary+ tao an-tanàna tamin’ny andro fahasivin’ny+ volana fahefatra, ka tsy nisy sakafo+ hohanin’ny vahoaka.

  • Jeremia 38:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Ratsy daholo ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany, fa natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy mba ho faty+ mosary+ ao. Tsy misy mofo intsony mantsy ato an-tanàna.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara